|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | milefa (lefa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanala] Mandositra, mitsoaka mandositra, miafina: Milefa ny ampañatriny i Misy (mandositra ny mpampianany i Misy) [1.78] | |||||||||
| [Tanosy] Mandositra [1.78] | |||||||||
| Lasa tsy tana, mandrongatra: Nilefa ilay boloky Mandositra, lasa mihataka haingana tsy ho hita: Nilefa tao an-tranomaizina ny gadra roa lahy Mitriatra, mirifatra, miridana: Nilefa nankany an-tSihanaka any izy [1.1] | |||||||||
| To run away, to escape [1.7] | |||||||||
| Fuir, s'évader [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | milefà (lefa) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milefa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Tsipelina hafa | milefasa | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|