|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | miraharaha (raharaha) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray [1.1] | |||||||||
| To consult, to deliberate, to do business. [1.2] | |||||||||
| To deliberate; to do business; to occupy oneself with something [1.7] | |||||||||
| Délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer [1.8] | |||||||||
| Ohatra | mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | miraharahà (raharaha) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miraharaha | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|