|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | misampana (sampana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | misampàna (sampana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misampana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|