|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | misarona (sarona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany [1.1] | |||||||||
| To have a lid on, to be covered [1.7] | |||||||||
| être couvert, se couvrir [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | misaròna (sarona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misarona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |
|