|
|
|
|
Teny iditra
otrona
Sokajin-teny
anarana
Famihinana eo antratra; fiarahana mba hiaro na hanome voninahitra
[
1.1
]
Sampanteny
anotronana
,
fanotrona
,
fanotronana
,
mahotrona
,
manotrona
,
mpanotrona
,
otronina
,
otronotrona
,
voaotrona
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/22