|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manotrona (otrona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamihina na manodidina amin' ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontòna io Manodidina: Manotrona ny tany ny ranomasina Miaraka amin' ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben' ny governemanta ny ben' ny tanàna sy ny mpitondra fanjakana teo an-toerana [1.1] | |||||||||
| To escort [1.7] | |||||||||
| Escorter, accompagner [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manotròna (otrona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manotrona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|