|
|
|
|
Teny iditra
tsetra
Sokajin-teny
anarana
Feo kely avy amin' ny fipaikan' ny molotra amin' ny nify ka atao mariky ny alahelo na fangorahana:
Tsy ampy ny tsetra tsy arahin' asa
[
1.1
]
Voambolana
Sampanteny
atsetra
,
fitserana
,
fitsetra
,
itserana
,
mahatsetra
,
mitsetra
,
mpitsetra
,
tafatsetra
,
tsetsetra
Nohavaozina tamin' ny 2009/10/11