|
|
|
|
Teny iditra
tsetsetra
(
tsetra
)
Sokajin-teny
anarana
Fifandrirodrirotan' ny hozatra amin' ny tena; havizanana, hasasarana, mazàna fambara fa hanavy.
[
1.1
]
Sampanteny
fanetsetra
,
manetsetra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05