|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mandina | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandin' ny tsemboka ny tarehiny Miadana, sambatra, velom-pinaritra [1.1] | |||||||
| Lisse, poli, uni, lustré, luisant, qui a la peau ou le poil lisse [1.3] | |||||||
| Sampanteny | |||||||
| Tovy hevitra | mandimandina | ||||||
| Teny iditra | mandina (dina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Provincial] To cut a piece off [1.2] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |
|