|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 karepoka |
| Fototeny | 2 kepoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Feon-javatra kepohin' ny nify ao anaty vava.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the sound made by crushing anything between the teeth; crunching
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 bruit sonore de ce qui craque sous la dent, comme des buiscuits, comme le tubercule du karepoka; bruit de ce qu'on écrase sous les pieds
7 action de croquer avec les dents [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 19 Feo |
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how karepoka |
| Teny iditra (2/4) | 21 karepoka |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 taola-malemy
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 cartilage
[1.13] |
| Voambolana | 25 Haiaina |
| Tovy hevitra | 26 taolankarepoka |
| Teny iditra (3/4) | 27 karepoka |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 Karazan-javamaniry sahala amin' ny ahitra maniry eny rehetra eny, ka ny vodiny hanin' ny ankizy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 the name of an herb. Cyperus esculentus, L.
31 the name of a shrub used for making a red dye [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 [Sihanaka] Cyperus esculentus L. (Cyperaceae). Espèce pantropicale dont les stolons grêles sont renflés çà et là en tubercules. On donne à ces tubercules consommés comme légume le nom de karepoka. Voir aussi karekika
[1.196] 33 [Merina] Plectranthus madagascariensis (Pers.) Benth. (Lamiaceae). Plante à tubercules alimentaires, petits mais excellents [1.196] |
| Voambolana | 34 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 37 karepoka |
| Sokajin-teny | 38 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
39 Sens général : onomatopée : bruit que fait un bois tendre, non flexible, lorsqu'il craque.
40 [Betsimisaraka] Savia platyrachis Baill. (Phyllanthaceae). Petit arbre à bois blanc, sans intérêt. L'écorce était utilisée pour préparer une teinture rouge. 41 [Sakalava] Phyllanthus erythroxyloides Müll.Arg.et Phyllanthus rhomboidalis (Baill.) Müll.Arg. (Phyllanthaceae). [1.196] |
| Voambolana | 42 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | karepoka, 46 korepaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/29 |
|