|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana misy ny teny hoe : heniheny

Ohabolana 1Loza foana homena ny tanjona, fa ny heniheny tsy azo ho vary. [2.558 #1815]
Loza foana omena ny tanjona, fa ny heniheny tsy azo ho vary. [2.415 #4869, 2.653 #1384]
Dikanteny frantsayOn accuse vainement la pointe de terre qui s' avance, le marécage ne donnera pas pour cela du riz. [2.415 #4869]

Ohabolana 2Toy ny tsindranolahy an-keniheny: ka ny tamana miray ihany no miray. [2.165 #246]
Tsindranolahy an-keniheny : ka ny tama-miray ihany no miray. [2.558 #4440]
Tsindranolahy ankeniheny: ny tama-miray ihany no miray. [2.653, 1.1]
Fanazavana malagasyNy mitovitovy toetra sy saina ihany no miaraka. Izay miaraka amin' ny mpiasa dia mpiasa, izay miaraka amin' ny amboalambo dia amboalambo. [1.1]
Dikanteny frantsayComme des sauterelles dans un marais: ce sont ceux qui ont l' habitude d' être ensemble qui vont ensemble. [2.165 #246]

Ohabolana 3Zozoro iray heniheny : misaona vao tia akoralava. [2.415 #4851, 2.653 #3789]
Zozoro iray heniheny : misaona vao tia horakoraka. [2.558]
Dikanteny frantsayJoncs d'un même marais : c' est lorsqu' ils sont en deuil qu' ils font le plus de bruit. [2.415 #4851]
Fanazavana frantsayOn dit que les joncs étaient en deuil lorsque leurs aigrettes s' ébouriffaient et retombaient désordre, comme les cheveux des femmes en deuil ; alors le vent les agite avec bruit, disait des gens légers qui font du tapage à tort et à travers. [2.415]

Fizahan-teny