| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : iray toa zato
|
|
|
| Ohabolana 1 | Tsy mba ny ankamaroam-bahoaka, fa ny olona iray toa zato. [2.165 #866]
Tsy ny ankamaroam-bahoaka fa ny safatsiroa. [2.558 #309]
|
| Dikanteny frantsay | Vous n' êtes pas comme le commun des mortels, mais vous êtes un homme qui en vaut cent. [2.165 #866]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Tsy ny fahamaron' ny olona, fa ny olona iray toa zato. [2.415 #1741, 2.653 #3561]
|
| Dikanteny frantsay | Ce n' est pas la multitude, mais un homme qui en vaut cent. [2.415 #1741]
|
| Fanazavana frantsay | Ce n' est pas un homme quelconque. [2.415]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|