|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mahakenda | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Rano no nahakenda ka ny sanga no boriana? [2.558 #3710] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Rehefa tonga ny loza, na ny rano aza mahakenda. [2.558 #3685] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Tsy ny ringitra no mahakenda, fa ny rano fanala kenda. [2.165 #2166, 2.558 #309] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ce ne sont pas les patates qui étranglent, mais (si pourtant on s' étrangle), c' est l' eau qui guérit. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|