|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : manenika | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Boka nangala-pary, ka ny fary tsy azo, ary ny tanana feno lay. [2.165]
Boka nangala-pary ka ny fary tsy azo fa ny lay no nanenika. [2.558 #935] Boka nangala-pary : ny fary tsy azo ho an' ny tena, ny tanana feno lay. [2.415 #1984] Boka nangala-pary: ny fary tsy azo, ny tanana feno lay. [2.653 #807] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Lépreux qui a volé une canne à sucre : il ne peut pas saisir la canne et il a la main pleine de ses piquants. [2.415 #1984]
Un lépreux qui voulait voler de la canne à sucre: il n' a pas pu avoir la canne, mais il a eu les mains pleines de piquants. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui étaient punis de leurs mauvaises actions. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|