|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : vely | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ny Ny | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Cesser de frapper avec la hache, mais frapper d' autant plus fort sur la téter avoir l' intention de chasser (ou renier) quelqu' un et lui dire pourtant: "Restez donc ici chez votre protecteur" . [2.165]
On a cessé de frapper avec la hache mais on frappe plus fort sur la tête ; on veut chasser quelqu'un et on lui dit : demeurez ici à côté de votre protecteur. [2.415 #819] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tefy angadin-dRainimanankiarana : ny tsy masaky ny antsoro atao vely manta ; ary nony mivarotra, dia ny masak' arina ihany no alaina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Vely ampongan' Ikidobo, ka ny kitsantsony no maneno alohan' ny kidobony. [2.165 #2300]
Vely ampongan' Ikodobo : ny kitsantsony no maneno alohan' ny kidobony. [2.558 #4931] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Vely amponga no tsy ory sahala, voro-dambamena no samy manana. [2.558 #4925, 2.653 #3660] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 5 | Vely bingin-dRatentena : anambo tsy ren-Janahary, ambony tany tsy ren' olombelona. [1.147 #V47] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 6 | Vely zompona ; hatony havenina. [1.147] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|