|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 akisa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4 kisa |
| Mpanahaka | 5 antendrivary, 6 antsongony, 7 antsontsany, 8 tonony, 9 vaniny |
| Teny iditra (2/3) | 10 akisa |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 plaisant, agréable, bonasse, jovial
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 16 arira, 17 hatsikana, 18 mahatsikaiky, 19 mariadriaka, 20 satriatria |
| Teny iditra (3/3) | 21 Akisa |
| Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 Achish
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 Akish
[2.996] |
| Voambolana | 25 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 26 akisy, akisy, akisy |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 27 Toko sy andininy momba Akisa |
| Fivaditsoratra | 28 akasy, Akisa, akisa, 29 asika, 30 isaka, Isaka, 31 kasay, 32 kasia, 33 saika, 34 sakay, Sakay, 35 sakia, 36 siaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|