|
|
|
|

Teny iditra1  an-tsitrapo
Singan-teny  2 sitrapo
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana:
5 Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [an-tsitra-po] 6 volontairement [1.3#612]
Ohatra  7  Olona manaiky an-tsitrapo no nantsoina! [2.508#359]
8  Betsaka ny olona nanaiky an-tsitra-po. [2.528#81]
9  Tsy nisy notinendry ireo olona ireo fa an-tsitra-po avokoa. [2.445#73]
10  Inona, ry dadatoa, no nilatsahanareo ho miaramila an-tsitra-po? [2.270#132]
11  Tsy mbola mahadidy tena izahay, ka ndeha hanao teniko an-tsitrapo. [2.245#57]
Tohi-kevitra  12 tsy an-sitrapo
Mpanahaka  13  ataoaminahy, 14  fanahyiniana, 15  inianaatao, 16  kibosaokannynahiny, 17  kiniania, 18  lolofotsymitonotena, 19  mainnyafonatsangana, 20  mandroramitsilany, 21  matindelanytoatoho, 22  matintananytoafoza, 23  mavonnynataony, 24  mpivarodranotratrorana, 25  sitraponikamisy, 26  vivynanitrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17