|
|
|
|

Teny iditra1  kibo saokan' ny nahiny
Singan-teny  2 kibo, 3 saoka, 4 nahy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza fanaovan-javatra tsy noteriterena fa tena ara-tsitra-po marina [1.1#488]
Tsipelina hafa  7 kibo saoky ny nahiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02