|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 zanaka
[Bara, Betsileo]
[1.78] 4 Teny mitovy tsy misy hafa amin' ny hoe zanaka, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto fombam-pehezanteny manaraka ireto: a) raha misy mpamaritra anarana eo alohany: Efa lehibe anaka Razay ~ Maro anaka izy ~ Vao maty anaka Rabe. b) raha atao teny enti-miantso: Hendre tsara, anaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a child, the young of anything; any one treated with affection; an affectionate and respectful mode of address. Avia, anaka, Come, child. This word anaka is also always used in the provinces where zanaka would be used in Imerina. [Mal. anak.]
[1.2] 6 a child [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 enfant, mon cher enfant:
[1.8] |
| Ohatra |
8 " "Eny, anaka," hoy Rafotsibe, "fa misaotra anareo aho.
[2.293]
9 Izao no teniko aminao anaka: [2.324] 10 Efa lehibe anaka izy Ravokatra: [2.470] 11 Nanana anaka i Neny tamin' iny taona nahafahako fanadinana iny. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 35 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 18 Randzavola: anaka ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 19 akàna, akana, Akana, anaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|