|
|
|
|

Entry (1/7)1  baka
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.78] [Tambahoaka, Taisaka, Tanala] voninahitra
9  [1.78] [Taisaka] hasina
10  [1.78] [Tanala] haja
11  [1.1, 1.62] voninahitra
12  [1.62] boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay
Explanations in English  13  [1.2] honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.]
Explanations in French  14  [1.3] honneur, réputation
15  [1.82] [Taisaka] honneur
Examples  16  [1.1] Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo

Entry (2/7)17  baka
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  [1.62] voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo

Entry (3/7)20  baraka
Part of speech  21  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  26  [1.13] elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana
Explanations in French  27  [1.13] hymen
Vocabulary  28  Biology
Synonyms  29  sarom-pivaviana

Entry (4/7)30  baraka
Part of speech  31  noun
Derivatives 
32  Passive verbs :
Explanations in Malagasy  33  [1.78] [Betsimisaraka, Sihanaka] henatra

Entry (5/7)34  baraka
Part of speech  35  adverb [Full list]
All compound words 
Explanations in Malagasy  37  [1.78] [Betsimisaraka] hatramin'

Entry (6/7)38  Baraka
Part of speech  39  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  40  [2.996] Barak
Explanations in French  41  [2.996] Baraq
Examples  42  [2.996] Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly;
Vocabulary  43  Holy Scriptures
Biblical quotes  44  Chapters and verses mentioning Baraka
Article  45  Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly

Entry (7/7)46  Barakà
Part of speech  47  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  48  [2.996] Berachah
Explanations in French  49  [2.996] Beraka
Vocabulary  50  Holy Scriptures
Synonyms  51  beraka
Biblical quotes  52  Chapters and verses mentioning Barakà

Anagrams  53  arabak, Bakara, baràka, baraka, karaba, rabaka

Updated on 2025/08/10