|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanjakana
Root  2  zaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina
Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io
Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. [1.1]
Explanations in English  5  A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. [1.2]
6  government; the administration [1.7]
Explanations in French  7  le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu [1.3#866]
8  gouvernement; l'administration; règne, royaume [1.8]
9  état [1.13]
Examples  10  Ho anao ny tany sy ny fanjakana. [2.508]
11  Nifarana teo ny fanjakana Malagasy. [2.113]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
All compound words  14  16 combinations of this word
Vocabulary  15  Politique

Entry (2/3)16  fanjakana
Root  17  jaka
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana [1.1]
Explanations in French  20  l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes [1.3#290]
Morphology 
21  Simple :
22  Prefixed :
All compound words  23  4 combinations of this word
Proverbs  24  Proverbs containing that word

Entry (3/3)25  Fanjakana
Elementary words  26  fanjakana
Part of speech  27  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  28  Geography: towns

Anagrams  29 Fanjakana, fanjakana, 30 fanjanaka

Updated on 2025/10/12