|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  fara
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy
4 (ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa
5 Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.] [1.2]
7 the last; the supreme; a descendant, a child [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 final, dernier, suprême [1.3]
9 fin [Taisaka] [1.82]
10 dernier-né [1.54]
11 le dernier; descendant, descendance; cf. farana [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  18  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  19  farana
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 70 amin' io teny io
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/8)22  fara
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana, [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 (farafara plus usité)
26 les stipulations, les obligations, les conditions préalables
27 d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité [1.3]
Tovy hevitra  28 farafara

Teny iditra (3/8)29  fara
Sokajin-teny  30  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :

Teny iditra (4/8)34  fara
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny malagasy  36 fijinjana vary, fararano [Taimoro] [1.78]
Kamban-teny rehetra  37 arahaba nomen' andriamanitra ny fara
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (5/8)39  fara
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny malagasy  41 ampinga, aro [Taimoro] [1.78]
42 ampinga [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  43 bouclier [Taisaka] [1.82]
Voambolana  44  Miaramila

Teny iditra (6/8)45  fara
Sokajin-teny  46  anarana
Fanazavàna teny malagasy  47 Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina [1.1]

Teny iditra (7/8)48  fara
Sokajin-teny  49  anarana
Fanazavàna teny frantsay  50 (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  51  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/8)53  Farà
Sokajin-teny  54  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  55 Phurah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  56 Pura [2.996]
Voambolana  57  Soratra Masina
Tovy hevitra  58 pora
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  59 Toko sy andininy momba Farà

Fivaditsoratra  Farà, fara, 60 Rafà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21