|
|
|
|

Teny iditra1  Flacourtia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Flacourtia indica  4 hazombavy, 5 jingôma, 6 ramontsy, 7 tsingoma, 8 tsongoma, 9 voalamoty, 10 voatronaka, 11 voavoa
Flacourtia ramontchi  12 lamontiala, 13 lamonty, 14 lamotsy, 15 lamoty, 16 ramontsy, 17 voandamoty, 18 voaramontsy
Flacourtia ramoutchi  19 jingaoma, 20 voatronaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28