|
|
|
|

Entry (1/4)1  haba
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Firavaka mihorona boribory manodidina ny hatotanana. (Teny misy ifandraisana amin' ny haba: Hidivava, hosina, tsimikatona)
Explanations in English  8  [1.2#216] a large silver ring worn as an ornament round the arms.
9  [1.7] a bracelet
Explanations in French  10  [1.3] bracelet fait d'une seule pièce
11  [1.8] bracelet
Examples  12  [2.472] Ao ny nanome azy ranon-javatra hosotroina, ao ny nanome azy handroana, ao ny nanolotra karaza-menaka hihosorana, ao ny namatotra haba tamin' ny tanany na vakana tamin' ny vozony.
13  [2.499] Hividiananao haba volamena sy salovana.

Entry (2/4)14  haba
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Vola aloa ho hofantoerana (haban-tsena), na vola alaina amin' ny varotra eny an-tsena na mandalo ny toerana efa voadidy ho fakana izany. (Taloha raha tsy nanome vola ny tompon' entana, dia ny entam-barony mihitsy no angalana mba hatao baba: ohatra, ny rofia iray lanjana dia nakana iray singotra ho haba)
Explanations in English  17  [1.2] taxes or tribute paid to the sovereign as an acknowledgement of submission.
Explanations in French  18  [1.3] taxe imposée aux marchands des divers marchés, patente, octroi, péage

Entry (3/4)19  haba
Part of speech  20  noun
Explanations in English  21  [1.2] [Provincial] for havana

Entry (4/4)22  haba
Part of speech  23  interjection [Full list]
Derivatives 
24  Passive verbs :
Explanations in English  25  [1.2] [Provincial] an exclamation of admiration in seeing something that makes one laugh
thank you; a word used after receiving a favour. Haba, tompoko e (thank you, sir) Comp. arahaba
Explanations in French  26  [1.19] [Tankarana] interjection, cri d'admiration qui prête à rire.

Anagrams  27  baha, haba

Updated on 2025/08/10