|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hosy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fiasana tanimbary amin'ny omby
[Taisaka]
[1.78] 4 fanitsahana amin' ny tongotra 5 fanaovana tsinontsinona; famakiana ny bainga an-tanimbary mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hoketsana; fambaboana fananan' olona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the act of trampling the mud in the rice fields
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de piétiner les rizières
[1.8] 8 rizière irriguée 9 action de piétiner [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 29 Toe-karena: fambolena |
| Kamban-teny rehetra | 30 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 31 hosy |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 tady
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 fil, câble
[1.13] |
| Voambolana | 35 Fizìka |
| Fivaditsoratra | 36 Hosì, hosy, 37 siho, 38 sohy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|