|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  isaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Manan-kevitra hoe "amin' ny fotoana miverimberina" na "an' ny tsirairay" na "samy... rehetra" ka ny fampiasa azy ireo dia toy izao:
4 -- Isaka no ampiasaina eo alohan' ny "izay": Isaka izay miteny izy dia diso
5 -- ny isaka dia tonga isaky eo alohan' ny mpanoritra anarana: Isaky ny zoma / Isaky ny miteny
6 -- na lasa isan' eo alohan' ny anarana tsisy mpanoritra: Isan-jomà, isan' alina, isan' olona [1.1]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)10  isaka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 (la racine saka, très ancienne, a beaucoup perdu de son usage ; c'était l'action de cueillir au sens le plus large. On la retrouve dans l'expression misaka-hazandrano : capturer à la main des poissons ou d'autres petites proies ; et aussi dans le mot sakafo, aujourd'hui : le repas ; jadis le produit de la cueillette saka qu'on avait passé au feu : afo). Nom donné à plusieurs plantes dont les feuilles ou les bourgeons étaient cueillis pour des fins alimentaires.
13 Kalanchoe grandidieri Baill. (Crassulaceae). Les feuilles charnues, gorgées d'eau, étaient consommées en période de disette. [Bara]
14 Poivrea grandidieri (Drake) H.Perrier (Combretaceae) : les graines, riches en matières grasses, étaient consommées en cas de disette. Aujourd'hui, on les administre plutôt aux enfants comme vermifuge. [Sakalava, Mahafaly] [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)18  Isaka
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  20 Isaac [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  21 Isaac [2.996]
Voambolana  22  Soratra Masina
Tovy hevitra  23 isaaka, isaaka, isaaka
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  24 Toko sy andininy momba Isaka

Fivaditsoratra  25 akasy, 26 Akisa, akisa, 27 asika, isaka, Isaka, 28 kasay, 29 kasia, 30 saika, 31 sakay, Sakay, 32 sakia, 33 siaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27