|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 lia |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10#L.306] 4 dia [Bara] [1.78] 5 dia, dy [Tanosy] [1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 6lian-kanina |
| Teny iditra (2/4) | 7 lia |
| Sokajin-teny | 8 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy. na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [1.10#L.306] 10 Niavian' ny hoe malia [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12reraka lia |
| Teny iditra (3/4) | 13 lia |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalia lalana [1.10#L.306] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (4/4) | 17 Lià |
| Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 Leah [2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 Léa [2.996] |
| Voambolana | 21 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 22lea, lea, lea |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 23Toko sy andininy momba Lià |
| Fivaditsoratra | 24 aly, 25 ila, 26 lay, 'lay, 27 Lià, lia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|