|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manery |
| Fototeny | 2 tery |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka
5 Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany 6 Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana 7 Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to press, to compell
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 presser; forcer
[1.8] |
| Ohatra |
10 manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 Manery |
| Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin)
[1.11] |
| Voambolana | 18 Haitoetany: renirano, farihy |
| Fivaditsoratra | Manery, manery, 19 mareñy, 20 marine, 21 Merina, 22 mirena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|