|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 manina |
| Fototeny | 2 hanina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatsiaro ny any lavitra ka malahelo te hahita, manembona: Manina ny any aminay aho izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to long for, to regret; (instead of the passive verb, use
6 mahamanina) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 regretter, soupirer après (au lieu du passif on emploie mahamanina)
[1.8] |
| Ohatra |
8 manina ny tanindrazana aho izany!
[2.470]
9 Mba finoana velona eo amin' ny mpiantsambo rehetra koa fa izay efa nandia ny fiainan-dranomasina, tsy maintsy manina mandrakariva ny fidoboky ny onja. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 15 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/6) | 18 manina |
| Fototeny | 19 ina |
| Sokajin-teny | 20 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 to command, to direct, to govern, to conduct, to manage. Chiefly used in speaking of the affairs of the kingdom.
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/6) | 26 manina |
| Sokajin-teny | 27 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 manendry
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (4/6) | 29 manìna |
| Fototeny | 30 hanina |
| Sokajin-teny | 31 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Teny iditra (5/6) | 32 maninà |
| Fototeny | 33 ina |
| Sokajin-teny | 34 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Teny iditra (6/6) | 35 Manina |
| Singan-teny | 36 manina |
| Sokajin-teny | 37 anarana (lohatenin-tantara fohy) |
| Voambolana | 38 Haisoratra: tantara fohy |
| Mpanoratra |
39 Tselatra |
| Lahatsoratra |
40 - Veloma ihany, ry masoandro hilentika; |
| Fivaditsoratra | 42 manany, manañy, mañany, mañañy, maninà, manina, manìna, Manina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|