|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  meloka
Fototeny  2 heloka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 crooked [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 courbe [1.3#233, 1.8]
Ohatra  7  ny hazo meloka aza tambinana; [2.69#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)15  meloka
Fototeny  16 heloka
Sokajin-teny  17  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18 Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 guilty, criminal, sinful [1.2]
20 guilty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 coupable [1.3#233, 1.8]
Ohatra  22  Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [2.508#]
23  koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka. [2.654#]
24  Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy. [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  31  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)33  meloka
Fototeny  34 heloka
Sokajin-teny  35  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  36 tezitra [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  37 angry, displeased [1.2]

Teny iditra (4/4)38  Melòka
Sokajin-teny  39  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  40 Malluch [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  41 Malluk [2.996]
Ohatra  42  Benjamina, meloka, Samariasa; [2.996#]
Voambolana  43  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  44 Toko sy andininy momba Melòka

Fivaditsoratra  45 lemoka, 46 lomake, 47 maloke, meloka, Melòka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26