|
|
|
|

Teny iditra1  moron-tsiraka
Singan-teny  2 morona, 3 tsiraka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 tany an-tsisin-dranomasina [1.1]
[morontsiraka] 6 sisin-tany manamorona, manolotra ny ranomasina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 bord de la mer [1.3]
[morontsiraka] 8 côte littorale [1.13]
Ohatra  9  Migaina sy manempotra ny masoandron' ny morontsiraka atsinanana. [2.499]
10  Zava-maniry toy ny fahita amin' ny morontsiraka rehetra ihany no maniry ao. [2.471]
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  12 moron-dranomasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12