|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpanjaka
Root  2  zaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Olona voahosotra na atsangana ho mpitondra ny fanjakana, izay sady mitondra no manapaka ary mandidy, ka fahefana ifandovana no ananany izany [1.1]
Explanations in English  5  the sovereign [1.2]
Explanations in French  6  roi, reine, souverain [1.3]
Examples  7  Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [2.293]
8  Rahefa maty, hono, ny mpanjaka taloha, tsy mba natao hoe "maty" fa "miamboho", ary rahefa nalevina, tsy mba natao hoe "nalevina" fa "nafenina". [2.472]
Morphology 
9  Simple :
All compound words  10  3 combinations of this word
Proverbs  11  Proverbs containing that word
Article  12  Randzavola: mpanjaka ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)13  Mpanjaka
Part of speech  14  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  15  two of the books of the Bible: 1 Kings, 2 Kings [2.996]
Explanations in French  16  deux des livres de la Bible: 1 Rois, 2 Rois [2.996]
Vocabulary  17  Holy Scriptures
Article  18  Randzavola: Bokin' ny Mpanjaka ao amin' ny Baiboly

Anagrams  19 Mpanjaka, mpanjaka

Updated on 2025/10/12