Entry (1/2) | 1 ohabolana |
Elementary words | 2 ohatra, 3 volana |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana) [1.1] |
Explanations in English |
6 a proverb [1.2, 1.7] 7 an adage, a trite saying [1.2] |
Explanations in French |
8 proverbe [1.8] |
Examples |
9 dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora.
[2.48]
|
Vocabulary | 10 Literature: (in general) |
Synonyms | 11 fitenenana |
Tables and plates |
12 PROVERBS |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 13 Ohabolana |
Elementary words | 14 ohabolana |
Part of speech | 15 name (biblical book) |
Explanations in Malagasy |
16 Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly [1.38] |
Explanations in English |
17 Proverbs: one of the books of the Bible [2.996] |
Explanations in French |
18 Proverbes: un des livres de la Bible [2.996] |
Vocabulary | 19 Holy Scriptures |
Anagrams | 20 ohabolana, Ohabolana |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |