|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  osa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy.
4 Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 feeble, weak; coward [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [1.3]
7 faible, poltron [1.8]
Ohatra  8  Antitra sy osa ny raiko. [2.270#]
9  Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny. [2.643#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)23  osa
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [Taisaka] [1.78]
Voambolana  26  Haizavamaniry: ahitra

Teny iditra (3/3)27  Osa
Sokajin-teny  28  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  29 Uz [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  30 Uç [2.996]
Ohatra  31  Zanak'i Arama: osa, Hola, Getera, ary Mesa. [2.996]
Voambolana  32  Soratra Masina
Tovy hevitra  33 oza, oza, oza
Lahatsoratra  34 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Osa

Fivaditsoratra  35 aso, osa, Osa, 36 sao, 37 soa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26