|
|
|
|

Teny iditra1  kanosa
Fototeny  2 osa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a coward [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 poltron [1.8]
Ohatra  7  Tsy nalemy na kanosa izy tsy akory. [1.38]
8  - Hianareo izany, ry dada Rainilaima, dia kanosa tokoa, hoy izy, sady mena sady tezitra fatratra izy, ny adala manao hoe: [2.324]
Sampanteny 
Anarana :
Mpanahaka  10  akoholahyfantaka, 11  kabaosy, 12  kambavy, 13  kaosy, 14  konetaka, 15  koreha, 16  maheryanjoro, 17  maivanaady, 18  mangorera, 19  matahokotroka, 20  mivoantailahy, 21  resy, 22  sarotahotra, 23  taitranaloka
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  25 ankaso, kanosa, 26 Kosana, 27 sakano, 28 sokana, 29 sonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02