|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 ra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 blood
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 le sang
[1.3] 6 sang [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 66 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 12 Randzavola: ra ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/6) | 13 ra |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 zavatra
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/6) | 16 ~ra~ |
| Sokajin-teny | 17 tsofoka [Fitanisana] |
| Teny iditra (4/6) | 18 ra- |
| Sokajin-teny | 19 mpanoritra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 a personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I-
[1.2] 22 prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 36 amin' io teny io |
| Teny iditra (5/6) | 25 ra |
| Sokajin-teny | 26 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 an interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?)
[Provincial]
28 See va, moa [1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 29 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (6/6) | 30 Ra
![]() |
| Sokajin-teny | 31 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 radiôma
[1.66] 33 singa mivaingana, faha-88 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
34 radium
[3.1] |
| Voambolana | 35 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
36 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|