|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rapadango |
| Singan-teny | 2 rapaka, 3 lango |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fomba fandrapaka ny lango (karazana vary), avy hatrany dia arapaka
[2.285#222] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[rapa-dango]
6 [lango, unripe piece.] Throwing of soft rice into the mouth.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|