|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 resa- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe resaka |
| Ohatra |
3 Izao izy io, fa efa resa-dehilahy moa izy ity!
[2.4#48]
4 resa-be ny anay telo mianaka hatrany an-trano [2.445#80] 5 Marina fa ny resa-bahoaka dia tsy maintsy feno tsaho [2.988] |
| Teny iditra (2/4) | 6 resa |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 (de resa ou resaresa : lenteur, mollesse ; allusion aux propriétés médicinales prêtées à la plante). Senecio vaingaindranii Scott-Elliot (Asteraceae). Sa décoction amère est administrée aux personnes de tempérament lymphatique pour les stimuler. Semble renfermer des alcaloïdes.
[Bara]
[1.196] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/4) | 11 Resà |
| Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 Rissah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Rissa
[2.996] |
| Voambolana | 15 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 16 risa |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 17 Toko sy andininy momba Resà |
| Teny iditra (4/4) | 18 Resa |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 Rhesa
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Résa
[2.996] |
| Voambolana | 22 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 23 reza |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 24 Toko sy andininy momba Resa |
| Fivaditsoratra | 25 Esrà, Resà, resa, Resa, 26 sare, 27 sera, Sera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|