|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Toliara
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.11]
3 nom français: Tuléar [3.1]
Voambolana  4  Haitoetany: tanàna
Tsipelina hafa  5 toliary, toliary

Teny iditra (2/2)6  Toliara
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8 iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny:
9 Anosy, Androy, Atsimo Andrefana, Menabe [3.1]
Voambolana  10  Pôlitika
Tsipelina hafa  11 toliary, toliary
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny faritany enina
Sary 

Fivaditsoratra  18 alitora, Toliara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17