|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  Toamasina
Singan-teny  2 toa, 3 masina
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  5  Tsy mihoatra an' toamasina mianatsimo na oviana na oviana ny sambolay! [2.471]
6  Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra. [2.472]
Voambolana  7  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/3)8  Toamasina
Singan-teny  9 toa, 10 masina
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  12 nom français: Tamatave [3.1]
Voambolana  13  Haitoetany: tanàna
Sary 

Teny iditra (3/3)14  Toamasina
Sokajin-teny  15  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16 iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra telo ao anatiny:
17 Analanjirofo, Alaotra Mangoro, 18 "/bins/teny2/Atsinanana#mg.ng.0">Atsinanana [3.1]
Voambolana  19  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  25  Ny faritany enina
Sary 

Fivaditsoratra  26 amotsiana, 27 anamatosy, Toamasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17