Entry (1/3) | 1 vorondreo |
Elementary words | 2 vorona, 3 reo |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [1.1] |
Explanations in French |
6 oiseau au cri plaintif [1.54] |
Examples |
7 koa ny vorondreo no hafaro, fa sady mitoreo no milaza. [2.131] 8 Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895#] |
Vocabulary | 9 Zoology: birds |
Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
Entry (2/3) | 11 vorondreo |
Elementary words | 12 vorina, 13 reo |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in French |
15 (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary | 16 Botany |
Entry (3/3) | 17 Vorondreo |
Elementary words | 18 vorona, 19 reo |
Part of speech | 20 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary | 21 Geography: towns |
Anagrams | 22 Vorondreo, vorondreo |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |