Entry | 1 adinina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 adina |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Anontaniana, antsafaina: Nadiniko azy ny anarany fa tsy namaly izy Fotorana lalina na mafy, alaina am-bavany; donina, pohina, haro-fana, faninina: Nadinina ilay voampanga ny amin' ny nandaniany ny androny, nefa nihenahenavelona Tsapaina fahaizana, zahana fahaizana: Nadinina marika aho aninaraina ka tsy nahay |
Explanations in English |
9 [1.2] to be enquired about, to be investigated; to be examined, as in a public examination of a school, etc. 10 [1.7] to be examined, to be questioned |
Explanations in French |
11 [1.8] passer un examen; qu'on interroge |
Examples |
12 [2.324#] Io zazavavy io dia tonganay eto, hoy ny teniny farany, ka azon'ny fanjakana adinina. 13 [2.472#] Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay: roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa. |
Anagrams | 14 adaniny, adinina, andiany, anidian, anidina, an-idina, dainany, daninay, dinanay, idinana, indiana, nadiany, naidina, nanidia, niadian, niadina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |