|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 adina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
4 Avina, antsafa, ontany, tanitany 5 Famotopotorana, famakafakana: 6 Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina.
[1.2] 8 a question, an examination [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 question, examen
[1.3, 1.8, 1.5] 10 information [1.5] |
| Ohatra |
11 eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
[2.314]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 28 adinadina |
| Mpanahaka | 29 faka, 30 fakafaka, 31 fotopototra, 32 hadihady, 33 karoka, 34 karokaroka, 35 savasava, 36 sikotra, 37 taratara |
| Kamban-teny rehetra | 38 laza adina |
| Teny iditra (2/4) | 39 adiña |
| Sokajin-teny | 40 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
41 foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana
[Betsileo]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 42 mady |
| Teny iditra (3/4) | 43 Adina |
| Sokajin-teny | 44 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
45 Adina
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
46 Adîn
[2.996] |
| Ohatra |
47 ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
[2.996]
|
| Voambolana | 48 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 49 Toko sy andininy momba Adina |
| Lahatsoratra | 50 Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (4/4) | 51 Adina
![]() |
| Sokajin-teny | 52 anarana |
| Voambolana | 53 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa |
| Anaram-javamaniry ara-paritra |
|
| Fivaditsoratra | 59 adany, Adina, adiña, adina, 60 anday, 61 andia, 62 daina, 63 DIANA, diana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|