Entry | 1 adirafitra |
Elementary words | 2 ady, 3 rafitra |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 [ady rafitra]
famitranana ny rafitra [1.1] 6 fanambarana singan-javatra roa na maromaro [1.13] |
Explanations in French |
7 assemblage, montage [1.13] |
Examples |
8 Ny an-dRalahy malama tsara ny hazo ary mahitsy tsara na dian-tsofa, na diam-bakona, mikatona tsy ahitana hirika ny adirafitra.
[2.332]
|
Other spellings | 9 adyrafitra |
Anagrams | 10 adirafitra, 11 rafitra ady |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |