|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adirima |
| Singan-teny | 2 ady, 3 rima |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fitoviam-peo isaky ny faran'andalana eo amin'ny tononkalo
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 rime
[1.13] |
| Ohatra |
7 Jasmina Ratsimiseta, mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra.
[2.313#]
|
| Voambolana | 8 Haiteny 9 Tononkalo |
| Fivaditsoratra | adirima, 10 ady mira, 11 midaria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|