Entry | 1 adivarotra |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 ady, varotra |
Morphology |
|
Examples |
5 [2.4] Fa ny vidin' ny omby sy ny hafaingan' ny adivarotra no nanaitra ahy. 6 [2.470] Tsy misy tombany, tsy misy adivarotra fa haingakaingana ery ny fifanolorana vola sy ny fanomezana entana. |
Other spellings | 7 adyvarotra |
Anagrams | 8 adivarotra, ady varotra, odivaratra, ody varatra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |