Entry | 1 ady fombo |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 ady, fombo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Bara]
ady, ady saritaka 5 [1.78] [Betsimisaraka] korontana, fifamelezana (bagarre) ady maro hiarahan'olona marobe manao ka mandeha daholo na antsy na tapakazo 6 [1.78] [Tanosy] [adifombo] Adilahy 7 [1.62] [adifombo] adilahy 8 [1.62] fifandonan' olona amin-kevitra na amim-batana noho ny fahatezerana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |