|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afaha loza aman-antambo |
| Singan-teny | 2 afaha, 3 loza, 4 amana, 5 antambo |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 may (you) be free from all danger and calamity.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[afaha loza amin' antambo]
8 soyez exempt de malheur
[1.3] |
| Ohatra |
9 fa aza ny ratsy no ifanodiavana, dia afaha loza amana an-tambo isika mianakavy;
[2.857]
10 Trarantitra aza marofy hianao, mandrosoa voninahitra, misandrata amtn' izay ambony indrindra, ho vivato aina ary afaha moramora amin' ny loza sy ny antambo! [2.587] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|