Entry (1/2) | 1 afa-karatsaka |
Elementary words | 2 afaka, 3 haratsaka |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny [1.1] |
Explanations in English |
6 [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted. [1.2] |
Entry (2/2) | 7 afa-karatsaka |
Elementary words | 8 afaka, 9 haratsaka |
Part of speech | 10 locution |
Explanations in Malagasy |
11 madio tsara tsy misy romoromony afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana [1.1] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |