|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afa-karatsaka haloa |
| Singan-teny | 2 afaka, 3 haratsaka, 4 aloa |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 ny totalin'ny vola tsy maintsy haloa amin'ny olona nanaovana fifandraharahana ara-barotra
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 net à payer
[1.13] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|